Taninketsa indostrily ao Brickaville

Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina famokarana chips ao Brickaville ny famaliana ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet). Manana hatramin’ny 03 Aogositra 2023 amin’ny 4 ora hariva izy ireo amin’izany.
Ny fanehoana ny fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka jbbelalahy@yahoo.fr sy zpiatsinanana.micc@gmail.com ary aterina an-tanana ao amin’ny Biraon’ny Fitalevam-paritra (DRICC) Atsinanana ao amin’ny Rez de chaussée Bâtiment Région avenue de l’Indépendance Toamasina.

Vous aimerez aussi...