Taom-panondranana 2022-2023 : Mpandraharaha 79 nahazo alalana hanondrana jirofo

36 amin’ny Sokajy « Industriel » raha 43 amin’ny Sokajy « Artisan ». Ireo no nahafeno fepetra ka nomena ny fahazoan-dalana (agrément) hanondrana jirofo any ivelany amin’ity taom-panondranana 2022-2023 ity. Tsy maintsy ara-dalàna ara-panjakana sy momba ny fandoavan-ketra ary ny fampodiana ny vola vahiny azo tamin’ny fanondranana jirofo ireo mpandraharaha ireo.
Azo raisina ao amin’ny SP MICC Ambohidahy ny taratasy fanamarinana ny fahazoan-dalana amin’ny Ora fisokafan’ny birao.
Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet
Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Vous aimerez aussi...