Taom-panondranana lavanila 2025-2026

Nitarina hatramin’ny 3️⃣1️⃣ Desambra 2025 ny fe-potoana fandraisana ny atontan-taratasy fangatahana fahazoan-dalana hanondrana lavanila (Agrément d’exportation)

✅Ny fanehoana fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka agrementvanille2526@commerce.mg na aterina eny amin’ny Biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC).

🟢Izao fepetra izao dia noraisina taorian’ny Atrikasa Ateliers Vanille notanterahana tany Sambava ny 21 sy 22 Novambra 2025.

Vous aimerez aussi...