Tolo-tanana voin-kava mahatratra: Manohy ny famaliana ny antson’ny Minisitra Edgard Razafindravahy ireo mpandraharaha

Orinasa miisa 3 sy vondron’orinasa afaka haba 1 hafa indray no tonga teny amin’ny Foiben’ny BNGRC Antanimora niaraka tamin’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana, androany 08 febroary 2022.
Miray fo sy saina tanteraka amin’ireo mpiray tanindrazana niharan’ny voina vokatry ny rivo-doza BATSIRAI sy ANA ary vonona hatrany hanampy amin’ny fiatrehana ny takaitra navelan’ireo rivo-doza ireo.

👉

Société Festival: vary 50kg 10 gony

👉

OMAPI: Lelavola mitentina 1.000.000ar

👉

Groupement des Entreprises Franches et Partenaires (GEFP): Vary 50kg 60 gony, tsaramaso 50kg 10 gony

👉

Orinasa LABELTEX: Vary 50kg 8 gony, sardines 175 boaty

Vous aimerez aussi...