Tolo-tanana voin-kava mahatratra:Nitondra ny anjara birikiny ny orinasa Ambatovy

Orinasa faha 60 namaly ny antso nataon’ny Minisitra Edgard Razafindravahy hanampiana ireo traboina ny orinasa Ambatovy. Niara-dia nanatitra ireo tolo-tanana “Vary 50kg 100 gony” tamin’ny delegasion’ny MICC teny amin’ny Foiben’ny BNGRC Antanimora androany ny tompon’andraikitry ny orinasa.
“Amin’ny fo feno fitiavana no handraisanay anjara amin’izao fiaraha-mientana nasionaly ho an’ireo fianakaviana traboina eto amin’ny firenena ireo” hoy ny avy amin’ny orinasa Ambatovy.

Vous aimerez aussi...