Tontolon’ny fandraharahana

Ao anatin’ny hetsika karakarain’ny tetikasa UKTP dia nisy ny fifanakalozana lavitra na ny « webinaire » izay nandraisan’Atoa Sekretera Jeneralin’ny MICA mikasika ireo fitaovana ara-barotra mivoatra ho an’ny fahombiazan’ny fanondranana ataon’ireo orinasa mandinika sy salantsalany (PME)

Vous aimerez aussi...