Trophée du Jeune Entrepreneur

Miarahaba ireo nibata ny amboara tamin’ny fifaninana Trophée du Jeune Entrepreneur nokarakarain’ny BNI Madagascar. Ny MICA dia nanohana hatrany ny hetsika manome sehatra ny fandraharahana eo amin’ny vehivavy sy ny tanora toy izao, satria anisan’ireo laharam-pahamehany izany. Anisan’ireo mpitsara tamin’ny fifaninana ny MICA ary mankahery feno ireto tanora nisongadina tamin’ny tetikasa nentiny sy ny orinasa efa nampiroboroboany ireto. Ramatoa Minisitry ny Indostria, ny Varotra sy ny Asa tanana moa dia mankahery ireo mpandraharaha rehetra, izay antoky ny fampandrosoana ny firenena, hiroso amin’ny fampiroboroboana orinasa manara-dalàna;

Vous aimerez aussi...