Tsenan-davanilina maitso

Tonga nividy ny vokatry ny mpamboly tany amin’ny tsena maromaro ny Sambavanille androany
Manakana Ambodiampana 8 taonina, Ambohimanarina Maroamby 5 taonina, Amboangimbe Lokoho 2 taonina, Andranomifotitra Maroamby 15 taonina… Manodidina ny 30 taonina ny vokatra lavanila novidian’ny orinasa Sambavanille androany Zoma 15 Jolay 2022. Voahaja ny vidy farany ambany 75000Ar isaky ny kilao. Hita misoritra teny amin’ny endriky ny tantsaha ny hafaliana.
Sary DRICC

Vous aimerez aussi...