Tsenan’ambanidia sy anosibe:Manararaotra amin’ny vidin’entana ny mpaninjara sasany

Nitohy teny amin’ny tsenan’Ambanidia sy Anosibe ny fidinana eny ifotony ataon’ny mpanara-maso avy eto anivon’ny ministera omaly Talata 27 Septambra 2022. Tsikaritra tamin’izany fa nisy ny fanararaotana nataon’ireo mpaninjara teo amin’ireo vidin’entana. Nahitsy avy hatrany izy ireo mba hanaja ny vidy tokony ho izy. Teny amin’ny mpambongady kosa dia 106 500 Ar ny vidin’ny vary stock iray gony izay mifanaraka amin’ny vidiny ara-drariny.
Sary DPC

Vous aimerez aussi...