Tsinjo: Andravoahangy
Teny amin’ny faritra Andravoahangy indray no nidina ireo mpanara-maso avy eto amin’ny MICA. Efa tonga eny amin’ireo toeram-pivarotana avokoa ny vary vao ary misy fihenany ny vidin’ny vary eto an-toerana. Tsy hatahorana ny tahirin’entana amin’ny ankapobeny fa mbola betsaka ary ampy tsara.