Tsy mitsahatra ireo orinasa tsy miankina miara-mientana hanampiana ireo traboina eto amin’ny firenena
Vondron’ny Vehivavy mpandraharaha eto Madagasikara (GFEM) : vary 10 gony, siramamy 3 gony, savony 20 baoritra, paty 14 baoritra, sira 20kg, flacons gels miisa 50, bodifotsy hirakofana miisa 20, vovondronono 10kg, baoritra misy akanjo fitafy miisa 10
Propain : mofo
« Centre Malgache de la Canne et du Sucre » na CMCS : vary amin’ny gony miisa 10, siramamy 5 gony
Autorité Nationale chargée des Mesures Correctives Commerciales na ANMCC : paty spaghetti miisa 1040, paty miisa 400, menaka amin’ny tavoahangy miisa 24, vovon-tsavony miisa 2300
« Conseil de la Concurrence » : paty, siramamy ary akanjo fitafy isan-karazany