Vaovao Songadina avy amin’ny Faritra Sofia
– Tsy misy fiakarany ny vidin’entana ilaina andavanandro, araka ny fanarahamaso nataon’ny DRICC tamin’ity herinandro ity.
– Nomena taratasy fanamarinana « certificat d’enregistrement » ny vondron’ny kaoperativa Foiben’ny Fanangonambokatra Tantsaha Antsohihy. (Sary DRICC Sofia)