Vaovaon’ny faritra : Amoron’i Mania

Manohy ny asa fanaraha-maso ny vidin’entana fampiasa andavanandro ny biraom-paritry ny Indostria, ny Varotra sy ny Asa tanana ao Amoron’i Mania. Nahitana ary fa tsy misy fiovana ny vidin’izany ao amin’ny faritra. Mizotra am-pilaminana ihany koa ny famatsiana izany ao an-toerana

Vous aimerez aussi...