Vaovaon’ny faritra : Anosy

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 20 May lasa teo ny taom-pivarotana ny dipoavatra mena (baie rose) tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ifarantsa tany amin’ny faritra Anosy. Fotoana izay nahafahan’ny teo anivon’ny DRICA Anosy nijery ihany koa ny fivoaran’ny vidin’ny vary tany an-toerana amin’izao fiakaran’ny vokatra izao. Araka izany dia hita fa 450 hatramin’ny 500 Ariary ny vidin’ny kapoaka ny vary gasy.

Vous aimerez aussi...