Vaovaon’ny faritra Atsimo atsinanana: tonga any Farafangana ny Vary Tsinjo avy any Fianarantsoa

Vary Tsinjo 22taonina amin’ny 25kilao sy 22taonina amin’ny 50kilao. Ireo no nigadona tao Farafangana androany avy any Fianarantsoa. Misy amin’ireo vary ireo moa no homena ny traboina tamin’ny fandalovan’ny rivo-doza Batsirai ary ny sasany kosa dia ho tsinjaraina amin’ny Vary Mora.

Vous aimerez aussi...