Vaovaon’ny faritra : Diana

Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny Projet PIC sy ny Minisiteran’ny Indostria, ny Varotra sy ny Asa tanana dia nisy ny fampitaovana (1 moto XL 125 Honda sy fitaovana informatika) avy amin’ny Projet PIC ho an’ny foibem-pitantanan’ny Indostria, ny Varotra sy ny Asa tanana ao amin’ny faritra DIANA. Nomena ny Antenne Régional du Commerce ao Ambanja ny Zoma 7 Febroary 2020 moa izany, ho fanampiana amin’ny asa rehetra izay atao mba hatratrarana sy hahazoana vokatra tsara, indrindra amin’ny sehatry ny lavanila.

Vous aimerez aussi...