Vaovaon’ny faritra: Matsiatra Ambony

« Ho rakotra ala i Madagasikara ». Nanantontosa fambolen-kazo ny teo anivon’ny foibem-pitondranan’ny Indostria, ny Varotra ary ny Asa tanana tany amin’ny faritra Matsiatra Ambony. Izany fandraisan’izy ireo anjara amin’ny hamerenana an’i Madagasikara ho nosy maintso izany dia niarahany tamin’ny governora teny an-toerana.

Vous aimerez aussi...