Vaovaon’ny faritra SAVA

Tao Sambava, Faritra SAVA ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina nihaino mivantana sy nikaroka vahaolana miaraka tamin’ireo mpandraharaha, mpanondrana, mpanangom-bokatra ary indrindra ireo tantsaha mpamboly lavanila. Ny seha-pihariana lavanila no anisan’ny kitro ifaharan’ny toekaren’i Madagasikara ka tsy maintsy nojereny teny ifotony ireo sakana rehetra sy ny fomba hamahana izany

 

Vous aimerez aussi...