Varotra sy fanjifana

Manara-maso akaiky ny fampiharana ny famerana ny vidin’entana ny MICC
Mahazoarivo, Ambohimiandra, Andrefan’Ambohijanahary, Ankadimbahoaka, Ambohiparaky, Ambohifasika…
Anisan’ny toerana nidinan’ny ekipan’ny DPC indray ireo omaly Alarobia 20 Aprily 2022 hanaraha-maso ny fanajan’ny mpivarotra ny fepetra famerana ny vidin’ny PPN.
Tsikaritra ny mbola fisian’ny mpaninjara sasantsasany mampiakatra ny vidin’entana mihoatra ny fetra. Nanitsy avy hatrany ny vidy ivarotany moa izy ireo rehefa nampahafantarina ny tokony hataony.
Sary DPC

Vous aimerez aussi...