VARY TSINJO : TOLIARA

 

Vary TSINJO 500 Ar/kapoaka
Hiarahana amin’ny Fiadidian’ny Repoblika sy ny Ministeran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana,
Ho fitsinjovana antsika vahoaka Malagasy amin’izao vanin’andro vita fety izao, mitohy hoan’ny tananan’ny TOLIARA sy ny manodidina dia manomboka anio alakamisy 6 Janoary 2022 ny Vary TSINJO amin’ny vidiny tena mirary , 500 ariary ny kapoaka.

Ho anareo Mpaninjara vonona hiara hiasa ,aza misalasala mandefa hafatra miafina amin’ny pejy fa ho raisinay an-tanandroa 🙏

Ireto ny faritra manaraka hitohizan’ny fanapariahana ny fitsinjaràna : Androy, Menabe, Ihorombe.

Vous aimerez aussi...