Vitogaz Madagascar

Efa mihatra manomboka androany 16 Desambra ny fihenam-bidy momban’ny bouteille 9kg sy 12.5 kg eny anivon’ny Stations-services

Galana Madagascar

Jovena Madagascar

Vivo Energy Madagascar ao Antsirabe.

Andalam-panovana izany ny eto Antananarivo sy ny faritra hafa manerana ny nosy.
Tokony ho vita rahampitso 17 Desambra izany fanovana izany.

Vous aimerez aussi...