Vitogaz

Manomboka anio 15 Desambra 2o21 dia midina 51800 Ar ny vidin’ny gaz 9 kg ary 72000 Ar ny vidin’ny 12,5 kg.
Tsara ho marihana fa miisa eo amin’ny 700 mahery eo ny mpanjinjara ny vokatra Vitogaz manerana ny nosy izay tsy manjifa mivantana amin’ny orinasa Vitogaz fa mandalo mpambongady.
Noho izany dia mitaky andro vitsy ny fampiharana ireo vidiny vaovao ireo eny amin’ny mpanjinjara izay tokony ho vita mialohan’ny faran’ny herin’andro izao.
Hisy ny fanaraha-maso akaiky ataon’ ny Orinasa VITOGAZ ho fampiharana io fihenam-bidy io

Vous aimerez aussi...