BUSAN 2030

Maniry ny handray ny fampirantiana Iraisam-pirenenana Exposition Universelle 2030 ny koreana. Mifaninana amina firenena hafa izy amin’izany dia i Rosia, Iokraina, Arabia Saodita ary Italia. Efa tamin’ny volana febroary 2022 i Madagasikara no nandefa ny fanohanany an’izany filatsahan’i Korea hofidiana izany. Marihana moa fa kasaina atao ao Busan ilay fampirantiana, ka hanehoana ny fiaraha-miasa ekonomika sy ara-barotra amin’ny Korea Atsimo sy ny fifanakalozana kolontsaina amin’ ity firenena ity.

Vous aimerez aussi...