Andro momba ny Fandaharana ara-taojava-baventy (Journées de programmation industrielle)

Hateloana, ny Alarobia 24 ka hatramin’ny Zoma 26 Mey 2023, ny Andro momba ny Fandaharana ara-taojava-baventy (Journées de programmation industrielle). Eny amin’ny Novotel Alarobia ny avy amin’ny Rafi-panjakana sy ny Sehatra tsy miankina no hampitovy fijery hampiroboroboana ny indostria eto Madagasikara.

Vous aimerez aussi...