Fanjifana

Manomboka midina ny vidin’ireo entana ilaina amin’ny fiainana andavanandro (PPN).

Miakatra ny vary vokatra eto an-toerana. Nanomboka tamin’iny volana Marsa iny, midina ny vidim-bary any amin’ny faritra toa an’i Vakinankaratra sy Atsimo Andrefana sy ny hafa koa. Hatrany amin’ny 200 Ar isa-kilao, ohatra, ny filatsahan’ny vidin’ny Vary gasy ho an’ny distrikan’Antanifotsy.
Ankoatra ny vidin’ny menaka izay nahitana fihenany koa dia tsikaritra ny fidinan’ny vidin’ny siramamy sy lafarinina tsikelikely toy ny any Atsimo Andrefana sy Matsiatra Ambony.

Vous aimerez aussi...