Fetim-pirenena

« Ny fampandrosoana ny firenena dia ilaina tanterahana ao anatin’ny firaisan-tsaina sy ny fiombonam-po. Tsy hanaiky ho zarazaraina isika, fa hiara-hiroso, hiara-hisalahy, hampandroso ao anatin’ny vina izay napetraka ho an’ity Nosy malalantsika ity » hoy ny Filoha Andry RAJOELINA sady Lehibe Faratampon’ny Foloalindahy ny 26 Jona 2024 teny Mahamasina. Matso lehibe no nankalazàna ny tsingerin-taona faha-64 –n’ny niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara.

Vous aimerez aussi...