Fanjifana: betsaka ny tahirim-bary akotry any Maintirano

4000 gony amin’ny 80 kilao, manome 320 taonina. Feno ny trano fitehirizam-bary akotry any amin’ireo fitotoam-bary any Maintirano. Tsy misy fiovana ny vidim-bary eny an-tsena. 680Ar ka hatramin’ny 700Ar ny iray kapoaka amin’ny vary gasy. Izany hoe 2380Ar ny vidin’ny iray kilao.
Nidina nanara-maso teny amin’ireo mpitoto vary sy teny amin’ireo mpivaro-bary eny antsena ao Maintirano ny ekipan’ny DRICC Melaky omaly maraina.
Sary DRICC

Vous aimerez aussi...