Taninketsa indostrialy ao amin’ny distrikan’Ambalavao

Milina fanodinana voatabia ho an’ny distrikan’Ambalavao
Indostria iray isaky ny distrika (One District One Factory). Tsy diso anjara tamin’ny Tetik’asan’ny fitondram-panjakana ho fampiroboroboana ny indostria eny ifotony ny distrikan’Ambalavao.
Natolotry ny Talem-paritra (DRICC) Matsiatra Ambony izay nisolo tena ny Minisitra misahana ny Fampiroboroboana ny Indostria, Edgard Razafindravahy, tany an-toerana ny fitaovana momba izany ny Alarobia 13 Desambra 2023. Lanonana notronin’ny Governoran’ny Faritra Matsiatra Ambony sy ireo tompon’andraikitra samihafa any an-toerana ary ireo mpahazo tombontsoa amin’ny Taninketsa Indostrialy.

Vous aimerez aussi...