Taninketsa indostrialy: Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina fanodinana tantely ao Manjakandriana ny famaliana ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet)

Manana hatramin’ny 06 Martsa 2023 amin’ny 4 ora hariva izy ireo amin’izany. Ny fanehoana ny fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka nfanomezantsoa06@gmail.com sy zpianalamanga.micc@gmail.com ary aterina an-tanana ao amin’ny biraon’ny Fitaleavam-paritra (DRICC) Analamanga ao amin’ny Tranon’ny Faritra Analamanga (Ex Faritany) Ambohidahy Varavarana 212.

Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Download [458.73 KB]

Vous aimerez aussi...