Projet d’Appui à l’Industrialisation et au Secteur Financier (PAISF): Antso tolotr’asa
Ny tetikasa PAISF « Projet d’Appui à l’Industrialisation et au Secteur Financier » izay vatsian’ny Banky Afrikanina ho an’ny Fampandrosoana (BAD) vola dia manao izao antso tolotr’asa izao ho fandraisana ho isan’ny mpiasan’ny tetikasa.
En cours de chargement…