Lalaon’ny nosy: fandresena iray no azon’i Madagasikara omaly teo amin’ny taranja Badminton?

Andro voalohan’ny fifaninana eo amin’ny Badminton ny omaly Sabotsy 26 Aogositra 2023. Fandresena iray ho an’ny sokajy vehivavy ??. Madagasikara – Mayotte : 5-0.
Nisongadina ry zareo Maorisiana izay nandresy hatrany tamin’ny lalao efatra nataony.
Mbola miandrandra fahombiazana ny Malagasy raha ny nambaran’ny Tale teknika nationaly. Tanjona ny fahazoana medaly???
Nanotrona ny ekipam-pirenena teny Tanjombato omaly ny Minisitra mpiahy Edgard Razafindravahy.
Sary RTA officiel

Vous aimerez aussi...