Taninketsa Indostrialy ao Ambanja

Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina FITOTOANA VOAMAINA ho vovony na lafarinina ao Ambanja, ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet).
Manana hatramin’ny 21 Novambra 2023 amin’ny 4 ora hariva izy ireo amin’izany.
Ny fanehoana ny fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka romualdflorentint@gmail.com , zicckho0408saturnin@gmail.com sy zpidiana.micc@gmail.com ary aterina an-tanana ao amin’ny Biraon’ny Fitaleavam-paritra (DRICC) DIANA Bloc Administratif varavarana faha-44 Antsiranana na koa ao amin’ny Circonscription de l’Industrialisation, du Commerce et de la Consommation Ambanja.
Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Download [389.66 KB]

Vous aimerez aussi...