Taninketsa indostrialy ao Faratsiho

Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina FAMOKARANA CHIPS ao Faratsiho ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet).
Manana hatramin’ny 11 Desambra 2023 amin’ny 4 ora hariva izy ireo amin’izany.
Ny fanehoana ny fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka olivia.fmme@gmail.com sy zpivakinankaratra.micc@gmail.com ary aterina an-tanana ao amin’ny Biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Fampiroborobona ny Indostria, ny Varotra sy ny Fanjifana (DRICC) Vakinankaratra (Biraon’ny Sampandraharaham-paritry ny Indostria Ex-hypodrome Vatofotsy Antsirabe).
Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Download [318.95 KB]

Vous aimerez aussi...