Faritra Vakinankaratra

Nomena fiofanana momba ny fitantanam-bola ireo kaoperativa.

Nizaràna fahaiza-manao momba ny fitantanam-bola (gestion financière) ireo kaoperativa sy mpandraharaha madinika any amin’ny Faritra Vakinankaratra ny 01 sy 02 Desambra 2923. Fiaraha-miasa teo amin’ny DRICC Vakinankaratra sy ny Tetikasa « HARIVOLA » no nahafahana nanatontosa izany.
Ny Iscam Solutions Formation (ISSOF) no nanatanteraka sy nampiofana ireo mpandray anjara nandritra izay roa andro izay.
Sary DRICC

Vous aimerez aussi...