Filan-kevitry ny Ministra

Hisokatra anio ny fe-potoana fanondranana lavanila efa voakarakara
Amin’ity Alakamisy 7 Desambra 2023 ity no hisokafan’ny fotoana azo ivarotana sy anondranana ny lavanila efa voakarakara na “vanille préparée” ary amin’ny faha-31 Jolay 2024 kosa ny daty voatondro hikatonan’izany.
Nankatoavin’ny Filan-kevitry ny Minisitra notontosaina omaly ny tolo-kevitra avy tany amin’ny Filan-kevi-pirenena momba ny Lavanila na ny “Conseil National de la Vanille” (CNV) mahakasika ny fisokafan’ny fe-potoana fanondranana ny lavanila efa voakarakara ho an’ny taona 2023-2024.

Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Vous aimerez aussi...