Taninketsa indostrialy ao Toamasina I: famokarana savony

Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina FAMOKARANA SAVONY ao Toamasina I anatin’ny Faritra Atsinanana ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet).
Manana hatramin’ny 21 Mey 2024 amin’ny 4 ora hariva izy ireo amin’izany.
Ny fanehoana ny fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka jbbelalahy@yahoo.fr sy contact.odof2024@gmail.com ary aterina an-tanana ao amin’ny Biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Fampiroborobona ny indostria sy ny Varotra (DRIC) Atsinanana ao amin’ny Rez-de-chaussée Bâtiment Région Avenue de l’Indépendance TOAMASINA.
Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Download [398.10 KB]

Vous aimerez aussi...