MICA sy Fikambanan’ny Mpanondrana Huiles Essentielles

Maneho firaisan-kina feno amin’ny MICA ny Fikambanan’ny Mpanondrana Huiles Essentielles eto Madagasikara iatrehana ny COVID-19. Nanolotra huiles essentielles Ravintsara sy gel hydroalcoolique an-dRamatoa Minisitry ny MICA ny filohan’izy ireo omaly alatsinainy 27 aprily. Nanambara Ramatoa Minisitra fa mankasitraka feno izao tolotra izao, ary manohana tanteraka ny fampiroboroboana ny fikarohana manodidina ny huiles essentielles izay mampalaza an’i Madagasikara.

Vous aimerez aussi...