Antso Tolo-Bidy

Misokatra ny Antso tolo-bidy ataon’ny PACFC (Projet d’Aménagement de Corridors et de Facilitation du Commerce) momba ny famatsiana fitaovana informatika ho an’ny PIC sy ny BNM.
Manana hatramin’ny 16 Oktobra 2023 amin’ny 10 ora ireo liana amin’izany hametraka ny Atontan-taratasy mirakitra ny tolotra eny amin’ny Maison des Projets MTP Rihana voalohany-Toerana misy ny Agence Routière- Akaikin’ny Kianjan’Alarobia.
Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Download [523.31 KB]

Vous aimerez aussi...