Fanolorana ireo mpikambana ao amin’ny governemanta

Miarahaba anao amin’ny andraikitra goavana nanendren’ny Filohan’ny Repoblika anao izahay eto amin’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra (MIC) Andriamatoa Minisitra RALAMBOFIRINGA David Herizo.
Hahavita be ho an’ny firenena !

Vous aimerez aussi...