Fisitrahana ny vokatry ny tany misy azy.

Mifanohana sy mifanampy hatrany isika afahan’ny tsirairay misitraka ny vokatry ny tany misy azy.
Ny fanodinana ny akora eny an-toerana namokarana azy ihany dia mampiakatra ny sandany satria lasa vokatra voahodina no amidy.
Ka mampiakatra ihany koa ny harin-karena sy fahefamividy eo amin’ny distrika, eny hatrao amin’ny faritra.
Izay no lalantsaina nitondrana ny ODOF na One District One Factory.
Ary hafaliana ho ahy ny mahita fa efa miodina ny an’ny eto amin’ny distrikan’i Manandriana.

Vous aimerez aussi...