Taninketsa Indostrialy ao amin’ny distrikan’Arivonimamo

Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina FANODINANA MANANASY ho ranom-boankazo sy ny milina FAMOKARANA PATY ao Arivonimamo, ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet).
Manana hatramin’ny 27 Novambra 2023 amin’ny 4 ora hariva izy ireo amin’izany.
Ny fanehoana ny fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka driccitasy@gmail.com sy zpiitasy.micc@gmail.com ary aterina an-tanana ao amin’ny Biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Fampiroborobona ny Indostria, ny Varotra sy ny Fanjifana (DRICC) Apaisokely Miarinarivo.

Vous aimerez aussi...