Taninketsa Indostrialy ao Antsalova

Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina FANODINANA TANTELY ao Bekopaka, distrikan’Antsalova, ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet).
Manana hatramin’ny 27 Jona 2024 amin’ny 5 ora hariva izy ireo amin’izany.
Ny fanehoana ny fahalianana dia aterina an-tanana ao amin’ny Biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Fampiroborobona ny indostria sy ny Varotra (DRIC) Melaky, Tanambao Nord Maintirano, ampitan’ny KLM anilan’ny biraon’ny Miaramila 421 ho an’izay ao amin’ny distrika Maintirano. Ho an’ny distrika hafa kosa dia ao amin’ny biraon’ny distrika no anaterana izany amin’ny andro sy ora voatondro.

Vous aimerez aussi...