Taom-piotazana 2024-2025

Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Download [539.76 KB]

Manana hatramin’ny 15 septambra 2024 ireo mpandraharaha mpanondrana jirofo hangatahana ny fahazoan-dalana hanondrana
Ny 01 ka hatramin’ny 15 septambra 2024 izao no fandraisana ny antontan-taratasin’ireo mpandraharaha mpanondrana jirofo hahazoany ny fankatoavana (Agrément) ho amin’izany.
Alefa amin’ity adiresy mailaka manaraka ity irery ihany ny fangatahana fankatoavana sy ny antontan-taratasy rehetra ilaina amin’izany: agrementgirofle2025@yahoo.com

Vous aimerez aussi...