Tsenan’ny vary

Tafidina hatrany amin’ny 500 Ar ny iray kapoaka amin’ny Vary gasy mena any amin’ny distrikan’i Midongy, faritra Atsimo Atsinanana. Izany hoe 1750 Ar, mbola latsaky ny 2000 Ar, ny iray kilao. Anisan’ny mampiakatra ny vidin’ny vary amin’izao toetr’andro fahavaratra izao ny faharatsian’ny lalana. Satria tsy mitovy ny saram-pitaterana dia tsy mitovy, araka izay koa, ny vidin’ny vary manerana an’i Madagasikara.
Manohy hatrany ny fanaraha-maso hiadiana amin’ny fanararaotana ny Minisiteran’ny Varotra manoloana izany rehetra izany.
Toy izao ny vidin’ny vary eny anivon’ny faritra samihafa tamin’ity herinandron’ny 26 Febroary 2024 ity.

Vous aimerez aussi...