Akon’ny fanamarihana ny 8 Marsa tany amin’ny faritra

Samy nanana ny fomba nankalazany ny andron’ny vehivavy omaly ny Faritra Itasy, Ihorombe, Bongolava ary Menabe

?

ITASY: Maro ny hetsika notontosaina toy ny fanompoam-pivavahana, fianarana mahandro, diaben’ny firaisankina ary « carnaval » izay nandraisan’ny DRICC anjara mavitrika

?

IHOROMBE : Diabe iraisana niaraka tamin’ireo fikambanam-behivavy rehetra ao amin’ny distrikan’Ihosy. Nandray anjara sy niara-nisalahy tanteraka ny DRICC sy CCI Ihorombe

?

BONGOLAVA: Fifaninanana ara-panatanjahan-tena, hazakazaka iombonana, filaharam-be ary fifidianana Miss Maman

?

MENABE: Diabe namakivaky ny tanàna, famaranana ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena sy ara-kolotsaina.

(Sary DRICC)

Vous aimerez aussi...