Tanjon’ny Dinika niarahana tamin’ireo mpiara-miombon’antoka amintsika (DPM) ny fanamorana ny fanatanterahana ireo tetikasam-pampandrosoana laharam-pahamehanaan’i Madagasikara.

Tetsy amin’ny efitrano malalaky ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny (MAE) Anosy no nanatanterahana izany androany Zoma 17 Febroary 2023. Nitarika ny Fivoriana ny Praiminisitra Christian Ntsay sy ny Mpandrindra maharitry ny Firenena Mikambana. Anisan’ny nandray anjara tamin’izany ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria, ny Varotra sy ny Fanjifana Edgard Razafindravahy.

Vous aimerez aussi...