Fetin’ny Fahaleovantena

Nanatrika ny Matso nankalazana ny faha-63 taonan’ny niverenan’ny Fahaleovantenam-pirenena teny Mahamasina androany ny avy amin’ny Andrim-panjakana isan-tsokajiny sy ireo tompon’andraikitra avy amin’ny sehatra samihafa ary ny olom-tsotra marobe.

Vous aimerez aussi...