Fifidianana filoham-pirenena

Nahavita ny adidiny amin’ny maha-olom-pirenena azy ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria, ny Varotra sy ny Fanjifana (MICC), Edgard Razafindravahy. Teny amin’ny EPP Mandrosoa Ivato izy no nandatsa-bato tamin’ity Alakamisy 16 Novambra 2023 ity.
“Adidy lehibe ny fandraisana anjara amin’ny fifidianana. Io no fotoana hanomezan’ny mponina ny fahefana ho an’izay hitantana ny firenena”, hoy izy androany maraina teo am-pivoahana ny birao fandatsaham-bato.

Vous aimerez aussi...