Fambolen-kazo: manarina tontolo iainana, mamelon’aina.

Anisan’ny nandray anjara mavitrika tamin’ny Fanokafana ny Taom-pambolen-kazo 2024 teny Imerintsiatosika ny mpiara-miasa eto amin’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny Varotra (MIC).

Vous aimerez aussi...