Taninketsa indostrialy ao Ampanihy Andrefana

Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina FAMOKARANA MENAKA ao Ampanihy Andrefana ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet).
Manana hatramin’ny 16 Febroary 2024 amin’ny 4 ora hariva izy ireo amin’izany.
Ny fanehoana ny fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka seraph1mlgs@gmail.com sy felicitevahia@yahoo.fr ary aterina an-tanana ao amin’ny Biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Fampiroborobona ny indostria sy ny Varotra (DRIC) Atsimo Andrefana ao Tsianaloka Toliara.
Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Download [379.97 KB]

Vous aimerez aussi...